plt_tn/job/10/17.md

480 B

Mitondra vavolombelona vaovao manohitra ahy Ianao

Ny lozan'i Joba avy amin'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe nisy olona vaovao izay vavolombelona nanohitra azy.

ary mampitombo ny hatezeranao amiko

Ny anarana "fahatezerana" dia azo adika ho mpamaritra "tezitra." DH: "ary miha-tezitra amiko hatrany"

manafika ahy amin'ny tafika vaovao Ianao

Ny fandefasan'Andriamanitra loza amin'i Joba dia resahina toy ny hoe mandefa tafika vaovao hanoitra azy foana Andriamanitra.