plt_tn/job/10/10.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amoin'ny Ankapobeny:

Amin'ireto andininy ireto, mampiasa fiteny toa tononkalo i Joba mba hanoritsoritana ny fomba nanamboaran'Andriamanitra azy tao an-kibo.

Moa tsy efa nandraraka ahy toy ny ronono sy nampandry ahy toy ny fromazy ve ianao?

Io dia fanontaniana io dia mitaky valin-teny tsara. DH: "Nandraraka ahy toy ronono ianao ary nampandry ahy toy ny fromazy." na "tahaka ny ronono lasa fromazy no nanaovanao ahy tao an-kibo."

ianao

Ny "Ianao" eto dia manondro an'Andriamanitra.

aho

Ny "aho" eto dia manondro an'i Joba

Notafianao tamin'ny hoditra sy nofo aho

Nanisy nofo sy hoditra tamin'ny vatan'i Joba tahaka ny nampiankanjoany azy Andriamanitra. DH: "Nanisy hoditra sy nofo tamin'ny vatako ianao"

nampiraisinao

"nanambatra ahy." Ny fametrahan'Andriamanitra an'i Joba tao an-kibo dia resahina toy ny hoe nampiray na nanenona poti-damba Andriamanitra. DH: "Nanambatra ahy"

ozatra

Io dia faritra amin'ny vatana izay manambatra ny nofo sy ny taolana na faritra hafa amin'ny vatana ary manahirana, fehy fotsifotsy na kofehy.