plt_tn/job/10/10.md

28 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amoin'ny Ankapobeny:
Amin'ireto andininy ireto, mampiasa fiteny toa tononkalo i Joba mba hanoritsoritana ny fomba nanamboaran'Andriamanitra azy tao an-kibo.
# Moa tsy efa nandraraka ahy toy ny ronono sy nampandry ahy toy ny fromazy ve ianao?
Io dia fanontaniana io dia mitaky valin-teny tsara. DH: "Nandraraka ahy toy ronono ianao ary nampandry ahy toy ny fromazy." na "tahaka ny ronono lasa fromazy no nanaovanao ahy tao an-kibo."
# ianao
Ny "Ianao" eto dia manondro an'Andriamanitra.
# aho
Ny "aho" eto dia manondro an'i Joba
# Notafianao tamin'ny hoditra sy nofo aho
Nanisy nofo sy hoditra tamin'ny vatan'i Joba tahaka ny nampiankanjoany azy Andriamanitra. DH: "Nanisy hoditra sy nofo tamin'ny vatako ianao"
# nampiraisinao
"nanambatra ahy." Ny fametrahan'Andriamanitra an'i Joba tao an-kibo dia resahina toy ny hoe nampiray na nanenona poti-damba Andriamanitra. DH: "Nanambatra ahy"
# ozatra
Io dia faritra amin'ny vatana izay manambatra ny nofo sy ny taolana na faritra hafa amin'ny vatana ary manahirana, fehy fotsifotsy na kofehy.