plt_tn/job/10/08.md

507 B

Ny tananao

Ny "tanana" eto dia mampiseho an'Andriamanitra sy ny asa famoronany. DH: "Ianao"

Ny tananao no namolavola sy nanamboatra ahy manontolo

Mampiasa sarin-teny amin'ny mpanao vilany mamolavola tanimanga i Joba mba hanoritsoritana ny fomba namoronan'Andriamanitra azy.

namolavola sy nanamboatra

"nanisy endrika sy nanamboatra ahy." Ny teny hoe "namolavola" sy ny "nanamboatra" dia mitovy ny dikany.

Tsarovy

"Tadidio"

averinao ho vovoka indray ve aho?

"mamerina ahy ho vovoka indray"