plt_tn/job/10/08.md

20 lines
507 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny tananao
Ny "tanana" eto dia mampiseho an'Andriamanitra sy ny asa famoronany. DH: "Ianao"
# Ny tananao no namolavola sy nanamboatra ahy manontolo
Mampiasa sarin-teny amin'ny mpanao vilany mamolavola tanimanga i Joba mba hanoritsoritana ny fomba namoronan'Andriamanitra azy.
# namolavola sy nanamboatra
"nanisy endrika sy nanamboatra ahy." Ny teny hoe "namolavola" sy ny "nanamboatra" dia mitovy ny dikany.
# Tsarovy
"Tadidio"
# averinao ho vovoka indray ve aho?
"mamerina ahy ho vovoka indray"