# Ny tananao Ny "tanana" eto dia mampiseho an'Andriamanitra sy ny asa famoronany. DH: "Ianao" # Ny tananao no namolavola sy nanamboatra ahy manontolo Mampiasa sarin-teny amin'ny mpanao vilany mamolavola tanimanga i Joba mba hanoritsoritana ny fomba namoronan'Andriamanitra azy. # namolavola sy nanamboatra "nanisy endrika sy nanamboatra ahy." Ny teny hoe "namolavola" sy ny "nanamboatra" dia mitovy ny dikany. # Tsarovy "Tadidio" # averinao ho vovoka indray ve aho? "mamerina ahy ho vovoka indray"