plt_tn/job/09/34.md

605 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ireo andininy ireo dia manohy ny fandresen-dahatra tany aloha izay tsy misy lehibe noho ny Tompo ka afaka ny hijoro ho mpitsara eo amin'Andriamanitra sy i Joba.

manala ny tsorakazon'Andriamanitra amiko

Eto, ny "tsorakazon'Andriamanitra" dia sarin-tenin'ny fanasaziana na fanintsiana an'i Joba. DH: "mampitsahatra an'Andriamanitra amin'ny fanasaziana ahy"

mitazona ny horohorony tsy hampatahotra ahy

Ny anarana "horohoro" dia azo atao matoanteny "mampihorohoro." DH: "mitazona azy tsy hampihorohoro sy hampatahorana ahy"

Dia hiteny mafy aho

"Dia hiteny aho"