# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ireo andininy ireo dia manohy ny fandresen-dahatra tany aloha izay tsy misy lehibe noho ny Tompo ka afaka ny hijoro ho mpitsara eo amin'Andriamanitra sy i Joba. # manala ny tsorakazon'Andriamanitra amiko Eto, ny "tsorakazon'Andriamanitra" dia sarin-tenin'ny fanasaziana na fanintsiana an'i Joba. DH: "mampitsahatra an'Andriamanitra amin'ny fanasaziana ahy" # mitazona ny horohorony tsy hampatahotra ahy Ny anarana "horohoro" dia azo atao matoanteny "mampihorohoro." DH: "mitazona azy tsy hampihorohoro sy hampatahorana ahy" # Dia hiteny mafy aho "Dia hiteny aho"