plt_tn/job/09/34.md

16 lines
605 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ireo andininy ireo dia manohy ny fandresen-dahatra tany aloha izay tsy misy lehibe noho ny Tompo ka afaka ny hijoro ho mpitsara eo amin'Andriamanitra sy i Joba.
# manala ny tsorakazon'Andriamanitra amiko
Eto, ny "tsorakazon'Andriamanitra" dia sarin-tenin'ny fanasaziana na fanintsiana an'i Joba. DH: "mampitsahatra an'Andriamanitra amin'ny fanasaziana ahy"
# mitazona ny horohorony tsy hampatahotra ahy
Ny anarana "horohoro" dia azo atao matoanteny "mampihorohoro." DH: "mitazona azy tsy hampihorohoro sy hampatahorana ahy"
# Dia hiteny mafy aho
"Dia hiteny aho"