forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
588 B
Markdown
16 lines
588 B
Markdown
# Raha nanasa ny tenako tamin'ny ranon'oram-panala aho
|
|
|
|
"raha nandro tamin'ny rano mangatsakatsaka, madio aho
|
|
|
|
# nanao ny tanako nadio tsy nisy toy izany
|
|
|
|
"nanadio tafahoatra ny tanako." Ny fandikana ara-baiboly sasany dia mandika an'io miaraka amin'ny fanazava hoe "nanasa ny tanako tamin'ny savony mahery vaika."
|
|
|
|
# handroboka ahy any an-kady
|
|
|
|
"handatsaka ahy an-davaka"
|
|
|
|
# ny ankanjoko dia ho rikoriko ny amiko
|
|
|
|
Ny akanjon'i Joba dia resahina toy ny hoe manome valin-teny ratsy an'i Joba taorian'ny nandrobohan'Andriamanitra azy tany an-kady. DH: "maloto loatra ho an'ny akanjoko aho"
|