# Raha nanasa ny tenako tamin'ny ranon'oram-panala aho "raha nandro tamin'ny rano mangatsakatsaka, madio aho # nanao ny tanako nadio tsy nisy toy izany "nanadio tafahoatra ny tanako." Ny fandikana ara-baiboly sasany dia mandika an'io miaraka amin'ny fanazava hoe "nanasa ny tanako tamin'ny savony mahery vaika." # handroboka ahy any an-kady "handatsaka ahy an-davaka" # ny ankanjoko dia ho rikoriko ny amiko Ny akanjon'i Joba dia resahina toy ny hoe manome valin-teny ratsy an'i Joba taorian'ny nandrobohan'Andriamanitra azy tany an-kady. DH: "maloto loatra ho an'ny akanjoko aho"