plt_tn/job/09/30.md

588 B

Raha nanasa ny tenako tamin'ny ranon'oram-panala aho

"raha nandro tamin'ny rano mangatsakatsaka, madio aho

nanao ny tanako nadio tsy nisy toy izany

"nanadio tafahoatra ny tanako." Ny fandikana ara-baiboly sasany dia mandika an'io miaraka amin'ny fanazava hoe "nanasa ny tanako tamin'ny savony mahery vaika."

handroboka ahy any an-kady

"handatsaka ahy an-davaka"

ny ankanjoko dia ho rikoriko ny amiko

Ny akanjon'i Joba dia resahina toy ny hoe manome valin-teny ratsy an'i Joba taorian'ny nandrobohan'Andriamanitra azy tany an-kady. DH: "maloto loatra ho an'ny akanjoko aho"