plt_tn/job/09/25.md

979 B

Ny androko dia haingam-pandeha noho ny mpitondra hafatra mihazakazaka

Mampitaha ny hafainganam-pandehan'ny androny amin'ny mpihazakazaka i Joba. DH: "Miserana ny androko"

mpitondra hafatra mihazakazaka

"mpihazakazaka" na "lehilahy mpihazakazaka"

ny androko dia mihelina

Io dia mampiseho ny andron'ny Joba ho mahavita mitsoaka tahaka ny olona.

tsy misy tsara hitan'ireo na aiza na aiza

Io dia mampiseho ny fiainan'i Joba ho afaka mahita tahaka ny olona.

tsy misy tsara

"tsy misy zava-tsoa"

Haingam-pandeha tahaka ny lakan-jozoro ireny

Mampitaha ny hafainganam-pandehan'ny fiainany amin'ny lakana haingam-pandeha i Joba. DH: "Miserana tahaka ny lakan-jozoro ireny"

lakan-jozoro

"lakana vita amin'ny zozoro." Ny zozoro dia ahitra poak'aty izay maniry eny amon-drano.

haingam-pandeha tahaka ny voromahery mipaoka ny hazany

Mampitaha ny hafainganam-pandehan'ny androny amin'ny firimorimon'ny vorom-be manantona ny hazany i Joba

mipaoka

"misambotra"