plt_tn/job/09/25.md

36 lines
979 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny androko dia haingam-pandeha noho ny mpitondra hafatra mihazakazaka
Mampitaha ny hafainganam-pandehan'ny androny amin'ny mpihazakazaka i Joba. DH: "Miserana ny androko"
# mpitondra hafatra mihazakazaka
"mpihazakazaka" na "lehilahy mpihazakazaka"
# ny androko dia mihelina
Io dia mampiseho ny andron'ny Joba ho mahavita mitsoaka tahaka ny olona.
# tsy misy tsara hitan'ireo na aiza na aiza
Io dia mampiseho ny fiainan'i Joba ho afaka mahita tahaka ny olona.
# tsy misy tsara
"tsy misy zava-tsoa"
# Haingam-pandeha tahaka ny lakan-jozoro ireny
Mampitaha ny hafainganam-pandehan'ny fiainany amin'ny lakana haingam-pandeha i Joba. DH: "Miserana tahaka ny lakan-jozoro ireny"
# lakan-jozoro
"lakana vita amin'ny zozoro." Ny zozoro dia ahitra poak'aty izay maniry eny amon-drano.
# haingam-pandeha tahaka ny voromahery mipaoka ny hazany
Mampitaha ny hafainganam-pandehan'ny androny amin'ny firimorimon'ny vorom-be manantona ny hazany i Joba
# mipaoka
"misambotra"