# Ny androko dia haingam-pandeha noho ny mpitondra hafatra mihazakazaka Mampitaha ny hafainganam-pandehan'ny androny amin'ny mpihazakazaka i Joba. DH: "Miserana ny androko" # mpitondra hafatra mihazakazaka "mpihazakazaka" na "lehilahy mpihazakazaka" # ny androko dia mihelina Io dia mampiseho ny andron'ny Joba ho mahavita mitsoaka tahaka ny olona. # tsy misy tsara hitan'ireo na aiza na aiza Io dia mampiseho ny fiainan'i Joba ho afaka mahita tahaka ny olona. # tsy misy tsara "tsy misy zava-tsoa" # Haingam-pandeha tahaka ny lakan-jozoro ireny Mampitaha ny hafainganam-pandehan'ny fiainany amin'ny lakana haingam-pandeha i Joba. DH: "Miserana tahaka ny lakan-jozoro ireny" # lakan-jozoro "lakana vita amin'ny zozoro." Ny zozoro dia ahitra poak'aty izay maniry eny amon-drano. # haingam-pandeha tahaka ny voromahery mipaoka ny hazany Mampitaha ny hafainganam-pandehan'ny androny amin'ny firimorimon'ny vorom-be manantona ny hazany i Joba # mipaoka "misambotra"