plt_tn/job/09/16.md

20 lines
633 B
Markdown

# Satria mandrava ahy amin'ny tafio-drivotra
Mampitaha ny loza avy amin'Andriamanitra sy ny vokatry ny tafio-drivotra i Joba. DH: "Mandratra ahy toy ny amin'ny tafio-drivotra Izy."
# tafio-drivotra
rivotra mifofofofo sy mahery
# manamaro ny feriko
"manome fery maro ahy" na "mandratra ahy hatrany hatrany"
# tsy misy antony
"eny na dia tsy nampanaoviko izany aza izy" na "eny dia tsy manan-tsiny aza aho"
# fenoiny zava-mangidy aho
Ity andininy ity dia maneho toy ny hoe mameno zavatra mangidy ny fiainan'i Joba Andriamanitra. Ny anarana "fangidiana" dia azo atao mpamari-toetra "mangidy." DH: "mameno zava-mangidy ahy izy"