# Satria mandrava ahy amin'ny tafio-drivotra Mampitaha ny loza avy amin'Andriamanitra sy ny vokatry ny tafio-drivotra i Joba. DH: "Mandratra ahy toy ny amin'ny tafio-drivotra Izy." # tafio-drivotra rivotra mifofofofo sy mahery # manamaro ny feriko "manome fery maro ahy" na "mandratra ahy hatrany hatrany" # tsy misy antony "eny na dia tsy nampanaoviko izany aza izy" na "eny dia tsy manan-tsiny aza aho" # fenoiny zava-mangidy aho Ity andininy ity dia maneho toy ny hoe mameno zavatra mangidy ny fiainan'i Joba Andriamanitra. Ny anarana "fangidiana" dia azo atao mpamari-toetra "mangidy." DH: "mameno zava-mangidy ahy izy"