plt_tn/job/09/16.md

633 B

Satria mandrava ahy amin'ny tafio-drivotra

Mampitaha ny loza avy amin'Andriamanitra sy ny vokatry ny tafio-drivotra i Joba. DH: "Mandratra ahy toy ny amin'ny tafio-drivotra Izy."

tafio-drivotra

rivotra mifofofofo sy mahery

manamaro ny feriko

"manome fery maro ahy" na "mandratra ahy hatrany hatrany"

tsy misy antony

"eny na dia tsy nampanaoviko izany aza izy" na "eny dia tsy manan-tsiny aza aho"

fenoiny zava-mangidy aho

Ity andininy ity dia maneho toy ny hoe mameno zavatra mangidy ny fiainan'i Joba Andriamanitra. Ny anarana "fangidiana" dia azo atao mpamari-toetra "mangidy." DH: "mameno zava-mangidy ahy izy"