plt_tn/job/08/06.md

316 B

Hevero fa raha nadio sy nahitsy ianao

"Raha mba nadio sy nahitsy mantsy ianao" na "raha mba marina manko ny fonao sy ny asanao"

Ka na dia kely aza no niandohanao, dia ho lehibe indrindra no hiafaranao

"Na dia tsy nanan-karena aza ianao taloha, tamin'ny adrom-piainanao efa lasa, dia ho mpanan-karembe ianao."