# Hevero fa raha nadio sy nahitsy ianao "Raha mba nadio sy nahitsy mantsy ianao" na "raha mba marina manko ny fonao sy ny asanao" # Ka na dia kely aza no niandohanao, dia ho lehibe indrindra no hiafaranao "Na dia tsy nanan-karena aza ianao taloha, tamin'ny adrom-piainanao efa lasa, dia ho mpanan-karembe ianao."