plt_tn/job/08/06.md

8 lines
316 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hevero fa raha nadio sy nahitsy ianao
"Raha mba nadio sy nahitsy mantsy ianao" na "raha mba marina manko ny fonao sy ny asanao"
# Ka na dia kely aza no niandohanao, dia ho lehibe indrindra no hiafaranao
"Na dia tsy nanan-karena aza ianao taloha, tamin'ny adrom-piainanao efa lasa, dia ho mpanan-karembe ianao."