plt_tn/job/07/11.md

20 lines
820 B
Markdown

# hiteny amin'ny fahorian'ny fanahiko; hitaraina amin'ny fangidian'ny fanahiko aho
Mampita hevitra iray amin'ny alalan'ny fampiasana fanambarana samihafa i Joba mba hnamafisany ny antony tsy hanginany.
# tsy hanakombona ny vavako
"tsy hitsahatra hiteny aho"
# ny fahorian'ny fanahiko
"ny fijalian'ny fanahiko" na "ny fahorian'ny fanahiko"
# ny fangidian'ny fanahiko
"ny fahasosoran'ny fanahiko"
# Moa ve ranomasina aho na bibi-dian'ny ranomasina no asinao fiambenana eo amiko?
Mametraka io fanontaniana io i Joba mba hanehoany ny fahatezerany amin' Andriamanitra. Amin'ny fampitahany ny tenany amin'ny ranomasina na biby masiaka an-dranomasina no hanehoan'i Joba fa mihevitra azy ho zava-boaary ratsy tarehy Andriamanitra. "Tsy ranomasina na biby masiaka an-dranomasina aho ka ilàna mpiambina hiambina izany."