plt_tn/job/07/04.md

465 B

Rahoviana aho no hifoha ary rahoviana ny alina no ho lasa?

Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hanamafisany ny fahoriana mafiny madritra ny ora tokony hatoriany. DH: "Tiako raha mba afaka mifoha aho, kanefa mitohy ny alina."

Nivadibadika ambony ambany aho mandra-parainan'ny andro

Io dia manondro fa manakisaka tsy mitsahatra ny fandriany mandritra ny alina i Joba. "koa dia reraka ny mivadibadika tsy misy fitsaharana aho."

baingan-tany

vongan-tany