plt_tn/job/07/04.md

12 lines
465 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Rahoviana aho no hifoha ary rahoviana ny alina no ho lasa?
Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hanamafisany ny fahoriana mafiny madritra ny ora tokony hatoriany. DH: "Tiako raha mba afaka mifoha aho, kanefa mitohy ny alina."
# Nivadibadika ambony ambany aho mandra-parainan'ny andro
Io dia manondro fa manakisaka tsy mitsahatra ny fandriany mandritra ny alina i Joba. "koa dia reraka ny mivadibadika tsy misy fitsaharana aho."
# baingan-tany
vongan-tany