# Rahoviana aho no hifoha ary rahoviana ny alina no ho lasa? Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hanamafisany ny fahoriana mafiny madritra ny ora tokony hatoriany. DH: "Tiako raha mba afaka mifoha aho, kanefa mitohy ny alina." # Nivadibadika ambony ambany aho mandra-parainan'ny andro Io dia manondro fa manakisaka tsy mitsahatra ny fandriany mandritra ny alina i Joba. "koa dia reraka ny mivadibadika tsy misy fitsaharana aho." # baingan-tany vongan-tany