plt_tn/job/07/01.md

1.3 KiB
Raw Permalink Blame History

Fampahafantarana aminny Ankapobeny :

Manohy mampiasa fampitoviana isaky ny andininy ny mpanoratra, mampita hevitra iray aminny fanambarana roa samihafa mba hanamafisana fa ny fahorian'ny tenany manokana dia anisan'ny fahoriana izay iainan'ny olona rehetra ihany.

Moa ve ny olona tsy manana asa mafy eto an-tany?

Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hanamafisana ny fahafantarany fa ny olona rehetra dia miaina fahoriana. DH: "Moa ve tsy manana asa mafy avokoa ny rehetra eto an-tany" na "Samy manana asa mafy ny rehetra"

Moa ve ny androny tsy mitovy amin'ny andron'ny lehilahy iray nokaramaina?

Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hanamafisana ny fahafantarany fa samy mitolona amin'ny fiainana ny olona rehatra. DH : "ary ny androny dia tahaka ny andron'ny olona mpikarama."

Toy ny andevo...toy ny lehilahy iray mitady ny karamany

Mampitaha ny tenany amin'ireo izay miasa mafy tsy misy fanohanana (andininy faha 3)

ny aloky ny hariva

"alokaloka"

lehilahy iray nokaramaina

Io dia lehilahy izay miasa iray andro ary homena karama isaky ny firavana. "indray andron'ny mpiasa"

dia natao mba hiaritra ny volan'ny fahoriana aho; efa nomena alina feno fikorontanana aho

"koa miaritra ny volan'ny mosary sy ny alina feno fikorontanana aho"

volan'ny mosary

"volana feno loza" na "volana foana"