plt_tn/job/07/01.md

32 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana aminny Ankapobeny :
Manohy mampiasa fampitoviana isaky ny andininy ny mpanoratra, mampita hevitra iray aminny fanambarana roa samihafa mba hanamafisana fa ny fahorian'ny tenany manokana dia anisan'ny fahoriana izay iainan'ny olona rehetra ihany.
# Moa ve ny olona tsy manana asa mafy eto an-tany?
Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hanamafisana ny fahafantarany fa ny olona rehetra dia miaina fahoriana. DH: "Moa ve tsy manana asa mafy avokoa ny rehetra eto an-tany" na "Samy manana asa mafy ny rehetra"
# Moa ve ny androny tsy mitovy amin'ny andron'ny lehilahy iray nokaramaina?
Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hanamafisana ny fahafantarany fa samy mitolona amin'ny fiainana ny olona rehatra. DH : "ary ny androny dia tahaka ny andron'ny olona mpikarama."
# Toy ny andevo...toy ny lehilahy iray mitady ny karamany
Mampitaha ny tenany amin'ireo izay miasa mafy tsy misy fanohanana (andininy faha 3)
# ny aloky ny hariva
"alokaloka"
# lehilahy iray nokaramaina
Io dia lehilahy izay miasa iray andro ary homena karama isaky ny firavana. "indray andron'ny mpiasa"
# dia natao mba hiaritra ny volan'ny fahoriana aho; efa nomena alina feno fikorontanana aho
"koa miaritra ny volan'ny mosary sy ny alina feno fikorontanana aho"
# volan'ny mosary
"volana feno loza" na "volana foana"