plt_tn/job/06/28.md

1.1 KiB

Koa ankehitriny

Ampiasain'i Joba io teny io mba hampidirany fampahafantarana vaovao.

mba jereo re

Avy amin'ny matoanteny "mijery"

ny tavanareo

"-nareo" dia maneho maro

Mitsahara, mitalaho aminareo aho

"mamindrà re fo amiko" na "miverena re"

aoka tsy hisy tsy fahamarinana eo aminareo

"ento araka ny rariny aho"

mitsahara, fa marina ny adiko

"Ovay indray ny fitondranareo ahy; marina aho tamin'ity" na "Ovay ny fandraisanareo ahy; mbola marina ihany aho tamin'ity"

Misy faharatsiana ve eo amin'ny lelako?

"Miteny zava-dratsy ve aho?" Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hitenenana mafy ireo namany sy mba hanamafisany fa tsy ratsy fanahy izy. DH: "Tsy niteny zavatra ratsy aho."

Misy faharatsiana ve eo amin'ny lelako?

Ny lela dia tsy misy faharatsiana mivantana izany, fa io sarin-teny enti-mamaritra ny teny ratsy.

Tsy afaka mamantatra ny zava-dratsy ve ny vavako?

Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hitenenany mafy ireo namany sy mba hanamafisany fa mahalala ny fahasamihafana eo amin'ny marina sy ny diso izy. DH: "Mahalala ny fahasamihafana eo amin'ny tsara sy ny ratsy aho."