plt_tn/job/06/28.md

36 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Koa ankehitriny
Ampiasain'i Joba io teny io mba hampidirany fampahafantarana vaovao.
# mba jereo re
Avy amin'ny matoanteny "mijery"
# ny tavanareo
"-nareo" dia maneho maro
# Mitsahara, mitalaho aminareo aho
"mamindrà re fo amiko" na "miverena re"
# aoka tsy hisy tsy fahamarinana eo aminareo
"ento araka ny rariny aho"
# mitsahara, fa marina ny adiko
"Ovay indray ny fitondranareo ahy; marina aho tamin'ity" na "Ovay ny fandraisanareo ahy; mbola marina ihany aho tamin'ity"
# Misy faharatsiana ve eo amin'ny lelako?
"Miteny zava-dratsy ve aho?" Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hitenenana mafy ireo namany sy mba hanamafisany fa tsy ratsy fanahy izy. DH: "Tsy niteny zavatra ratsy aho."
# Misy faharatsiana ve eo amin'ny lelako?
Ny lela dia tsy misy faharatsiana mivantana izany, fa io sarin-teny enti-mamaritra ny teny ratsy.
# Tsy afaka mamantatra ny zava-dratsy ve ny vavako?
Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hitenenany mafy ireo namany sy mba hanamafisany fa mahalala ny fahasamihafana eo amin'ny marina sy ny diso izy. DH: "Mahalala ny fahasamihafana eo amin'ny tsara sy ny ratsy aho."