plt_tn/job/06/26.md

626 B

Nikasa ny hanao tsinontsinona ny teniko ve ianareo, hanao ny tenin'ny olona mamoy fo ho toy ny rivotra?

Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hibedesana ireo namany. DH: "manao tsinontsinona ny teniko ianareo, ary mihevitra ny teniko ho zava-poana."

manao ny tenin'ny olona mamoy fo ho toy ny rivotra

Mampitaha ny teny tsy misy fanantenan'ny olona mamoy fo ny amin'ny fanampiana amin'ny rivo-poana i Joba; samy tsy misy dikana.

miloka ny zaza kamboty ray ianareo

"Miady mafy ianao mba hahazo ny zaza kamboty ray"

ary miady varotra tamin'ny namanareo toy ny entam-barotra

"ary mihady lavaka ho an'ny namanareo"