# Nikasa ny hanao tsinontsinona ny teniko ve ianareo, hanao ny tenin'ny olona mamoy fo ho toy ny rivotra? Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hibedesana ireo namany. DH: "manao tsinontsinona ny teniko ianareo, ary mihevitra ny teniko ho zava-poana." # manao ny tenin'ny olona mamoy fo ho toy ny rivotra Mampitaha ny teny tsy misy fanantenan'ny olona mamoy fo ny amin'ny fanampiana amin'ny rivo-poana i Joba; samy tsy misy dikana. # miloka ny zaza kamboty ray ianareo "Miady mafy ianao mba hahazo ny zaza kamboty ray" # ary miady varotra tamin'ny namanareo toy ny entam-barotra "ary mihady lavaka ho an'ny namanareo"