plt_tn/job/06/26.md

16 lines
626 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nikasa ny hanao tsinontsinona ny teniko ve ianareo, hanao ny tenin'ny olona mamoy fo ho toy ny rivotra?
Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hibedesana ireo namany. DH: "manao tsinontsinona ny teniko ianareo, ary mihevitra ny teniko ho zava-poana."
# manao ny tenin'ny olona mamoy fo ho toy ny rivotra
Mampitaha ny teny tsy misy fanantenan'ny olona mamoy fo ny amin'ny fanampiana amin'ny rivo-poana i Joba; samy tsy misy dikana.
# miloka ny zaza kamboty ray ianareo
"Miady mafy ianao mba hahazo ny zaza kamboty ray"
# ary miady varotra tamin'ny namanareo toy ny entam-barotra
"ary mihady lavaka ho an'ny namanareo"