plt_tn/job/06/24.md

767 B

Ampianaro aho

Avy amin'ny matoanteny hoe"mampianatra"

dia ho tazoniko ny fahanginako

"ary hangina aho"

ataovy izay hahatakarako

DH: "ataovy azoko"

Endrey ny hararin'ny teny marina

Mifanohitra io andian-teny io amin'ny ULB sy ny UDB. Satria ireo mety ho heviny diaamin'ny Hebreo dia 1) Ny teny marina dia maharary ny fandrenesana azy 2) Ny tenin'ny olo-marina dia maharary ny fandrenesana azy.

Kanefa ny fandresen-dahatrareo, ahoana ny tena hananaran'ireo ahy?

Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hitenenany mafy ireo namany sy mba hanamafisany fa tsy mihatra aminy ireo voalazan'izy ireo. DH: "Tsy mihatra amiko ny fihevitrareo eny na dia mananatra ahy mafy aza ianareo."

ny fandresen-dahatrareo

"ny hevitrareo" na "ny tianareo hitongavana"