# Ampianaro aho Avy amin'ny matoanteny hoe"mampianatra" # dia ho tazoniko ny fahanginako "ary hangina aho" # ataovy izay hahatakarako DH: "ataovy azoko" # Endrey ny hararin'ny teny marina Mifanohitra io andian-teny io amin'ny ULB sy ny UDB. Satria ireo mety ho heviny diaamin'ny Hebreo dia 1) Ny teny marina dia maharary ny fandrenesana azy 2) Ny tenin'ny olo-marina dia maharary ny fandrenesana azy. # Kanefa ny fandresen-dahatrareo, ahoana ny tena hananaran'ireo ahy? Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hitenenany mafy ireo namany sy mba hanamafisany fa tsy mihatra aminy ireo voalazan'izy ireo. DH: "Tsy mihatra amiko ny fihevitrareo eny na dia mananatra ahy mafy aza ianareo." # ny fandresen-dahatrareo "ny hevitrareo" na "ny tianareo hitongavana"