forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
644 B
Markdown
12 lines
644 B
Markdown
# Ho any am-pasana ianao rehefa voky taona
|
|
|
|
ho faty ianao rehefa tena antitra
|
|
|
|
# tahaka ny isan'amboaram-bary izay entina mankany amin'ny fikosoham-bary
|
|
|
|
Mampiasa fanoharana i Elifaza mba hanindriany fa i Joba dia ho faty rehefa tonga ny fotoanany. DH: "Tahaka ny voa jinjaina amin'ny fotoana voatondro, koa mety ho faty ianao amin'ny fotona voatondro ho anao."
|
|
|
|
# Indro, efa nodinihanay izany raharaha izany; tahaka izao izany; henoy izany, ary fantaro ho an'ny tenanao
|
|
|
|
"-nay" dia manondro ireo naman'i Joba, isan'izany i Elifaza, izay miteny. DH: "Indro, efa nihevitra io raharaha io izahay. Henoy izay lazaiko ary fantaro fa marina izany."
|