# Ho any am-pasana ianao rehefa voky taona ho faty ianao rehefa tena antitra # tahaka ny isan'amboaram-bary izay entina mankany amin'ny fikosoham-bary Mampiasa fanoharana i Elifaza mba hanindriany fa i Joba dia ho faty rehefa tonga ny fotoanany. DH: "Tahaka ny voa jinjaina amin'ny fotoana voatondro, koa mety ho faty ianao amin'ny fotona voatondro ho anao." # Indro, efa nodinihanay izany raharaha izany; tahaka izao izany; henoy izany, ary fantaro ho an'ny tenanao "-nay" dia manondro ireo naman'i Joba, isan'izany i Elifaza, izay miteny. DH: "Indro, efa nihevitra io raharaha io izahay. Henoy izay lazaiko ary fantaro fa marina izany."