plt_tn/job/05/26.md

644 B

Ho any am-pasana ianao rehefa voky taona

ho faty ianao rehefa tena antitra

tahaka ny isan'amboaram-bary izay entina mankany amin'ny fikosoham-bary

Mampiasa fanoharana i Elifaza mba hanindriany fa i Joba dia ho faty rehefa tonga ny fotoanany. DH: "Tahaka ny voa jinjaina amin'ny fotoana voatondro, koa mety ho faty ianao amin'ny fotona voatondro ho anao."

Indro, efa nodinihanay izany raharaha izany; tahaka izao izany; henoy izany, ary fantaro ho an'ny tenanao

"-nay" dia manondro ireo naman'i Joba, isan'izany i Elifaza, izay miteny. DH: "Indro, efa nihevitra io raharaha io izahay. Henoy izay lazaiko ary fantaro fa marina izany."