plt_tn/job/05/17.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Blame History

This file contains ambiguous Unicode characters

This file contains Unicode characters that might be confused with other characters. If you think that this is intentional, you can safely ignore this warning. Use the Escape button to reveal them.

# Fampahafantarana aminny Ankapobeny :
Manohy mampiasa fampitoviana ao amin'ny andininy faha 18 sy 19, mampita hevitra iray amin'ny fampiasana fanambarana roa samihafa mba hanamafisana ny asan'Andriamanitra amin'ny famaizana sy fanasitranana
# hahitsin'Andriamanitra...famaizan'ilay Tsitoha
Andriamanitra dia heverina toy ny ray aman-dreny manitsy na manoro lalana ny zanany.
# voatahy
"niangarana"
# aza atao tsinontsinona
"aza lavina" na "aza heverina ho zava-poana"
# famaizana
"fanoroana lalana" na "fanitsiana" na "fitsipika" (UDB)
# Fa mandratra Izy ary avy eo mamehy ny ratra; mandratra Izy ary avy eo ny tanany no manasitrana
"fa mandratra Izy kanefa mamehy ny ratra; mamotika Izy kanefa ny tanany no manasitrana"
# ny tanany no manasitrana
Ny "tanana" eto dia mampiseho Andriamanitra
# Hanavotra anao amin'ireo fahoriana enina Izy; eny tokoa, amin'ireo fahoriana fito, tsy hisy ratsy hikasika anao
Ny fampiasana ny isa miakatra tahaka ny "enina" sy "fito" dia mampiseho ny hevitry ny maro, miverimberina. DH: "Hamonjy anao amin'ny fahoriana Izy; eny tokoa, hatrany hatrany, tsy hisy ratsy hahakasika anao"