plt_tn/job/05/17.md

1.1 KiB
Raw Permalink Blame History

Fampahafantarana aminny Ankapobeny :

Manohy mampiasa fampitoviana ao amin'ny andininy faha 18 sy 19, mampita hevitra iray amin'ny fampiasana fanambarana roa samihafa mba hanamafisana ny asan'Andriamanitra amin'ny famaizana sy fanasitranana

hahitsin'Andriamanitra...famaizan'ilay Tsitoha

Andriamanitra dia heverina toy ny ray aman-dreny manitsy na manoro lalana ny zanany.

voatahy

"niangarana"

aza atao tsinontsinona

"aza lavina" na "aza heverina ho zava-poana"

famaizana

"fanoroana lalana" na "fanitsiana" na "fitsipika" (UDB)

Fa mandratra Izy ary avy eo mamehy ny ratra; mandratra Izy ary avy eo ny tanany no manasitrana

"fa mandratra Izy kanefa mamehy ny ratra; mamotika Izy kanefa ny tanany no manasitrana"

ny tanany no manasitrana

Ny "tanana" eto dia mampiseho Andriamanitra

Hanavotra anao amin'ireo fahoriana enina Izy; eny tokoa, amin'ireo fahoriana fito, tsy hisy ratsy hikasika anao

Ny fampiasana ny isa miakatra tahaka ny "enina" sy "fito" dia mampiseho ny hevitry ny maro, miverimberina. DH: "Hamonjy anao amin'ny fahoriana Izy; eny tokoa, hatrany hatrany, tsy hisy ratsy hahakasika anao"