# Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny : Manohy mampiasa fampitoviana ao amin'ny andininy faha 18 sy 19, mampita hevitra iray amin'ny fampiasana fanambarana roa samihafa mba hanamafisana ny asan'Andriamanitra amin'ny famaizana sy fanasitranana # hahitsin'Andriamanitra...famaizan'ilay Tsitoha Andriamanitra dia heverina toy ny ray aman-dreny manitsy na manoro lalana ny zanany. # voatahy "niangarana" # aza atao tsinontsinona "aza lavina" na "aza heverina ho zava-poana" # famaizana "fanoroana lalana" na "fanitsiana" na "fitsipika" (UDB) # Fa mandratra Izy ary avy eo mamehy ny ratra; mandratra Izy ary avy eo ny tanany no manasitrana "fa mandratra Izy kanefa mamehy ny ratra; mamotika Izy kanefa ny tanany no manasitrana" # ny tanany no manasitrana Ny "tanana" eto dia mampiseho Andriamanitra # Hanavotra anao amin'ireo fahoriana enina Izy; eny tokoa, amin'ireo fahoriana fito, tsy hisy ratsy hikasika anao Ny fampiasana ny isa miakatra tahaka ny "enina" sy "fito" dia mampiseho ny hevitry ny maro, miverimberina. DH: "Hamonjy anao amin'ny fahoriana Izy; eny tokoa, hatrany hatrany, tsy hisy ratsy hahakasika anao"