plt_tn/job/05/08.md

816 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny

Ato amin'ireto andininy ireto, dia manohy ny resany tao amin'ny 4:1 i Elifaza. Manohy ny fampitoviana isaky ny andininy, mampita hevitra iray amin'ny fanambarana samihafa ma hanamafisana fa mila mitalaho ny raharahany amin'Andriamanitra izay manao zava-magaga i Joba.

zavatra lehibe sy tsy takatry ny saina, zavatra mahatalanjona tsy hita isa

"zava-dehibe izay tsy takatry ny saina, zava-mahagaga izay tsy azo isaina"

zavatra tsy takatry ny saina

Io dia manondro ny zavatra izay tsy takatry ny sain'olombelona.

zavatra lehibe sy tsy takatry ny saina

Mampiasa teny mahaleoteana roa ny mpanoratra mifampitohy amin'ny "sy" ny mpanoratra eto mba ny fahalehibeazan'ny asan'Andriamanitra. DH: "Zava-dalina tokoa"

zavatra mahatalanjona

"zava-mahagaga" na "fahagagana"