# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny Ato amin'ireto andininy ireto, dia manohy ny resany tao amin'ny 4:1 i Elifaza. Manohy ny fampitoviana isaky ny andininy, mampita hevitra iray amin'ny fanambarana samihafa ma hanamafisana fa mila mitalaho ny raharahany amin'Andriamanitra izay manao zava-magaga i Joba. # zavatra lehibe sy tsy takatry ny saina, zavatra mahatalanjona tsy hita isa "zava-dehibe izay tsy takatry ny saina, zava-mahagaga izay tsy azo isaina" # zavatra tsy takatry ny saina Io dia manondro ny zavatra izay tsy takatry ny sain'olombelona. # zavatra lehibe sy tsy takatry ny saina Mampiasa teny mahaleoteana roa ny mpanoratra mifampitohy amin'ny "sy" ny mpanoratra eto mba ny fahalehibeazan'ny asan'Andriamanitra. DH: "Zava-dalina tokoa" # zavatra mahatalanjona "zava-mahagaga" na "fahagagana"