plt_tn/job/05/08.md

20 lines
816 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny
Ato amin'ireto andininy ireto, dia manohy ny resany tao amin'ny 4:1 i Elifaza. Manohy ny fampitoviana isaky ny andininy, mampita hevitra iray amin'ny fanambarana samihafa ma hanamafisana fa mila mitalaho ny raharahany amin'Andriamanitra izay manao zava-magaga i Joba.
# zavatra lehibe sy tsy takatry ny saina, zavatra mahatalanjona tsy hita isa
"zava-dehibe izay tsy takatry ny saina, zava-mahagaga izay tsy azo isaina"
# zavatra tsy takatry ny saina
Io dia manondro ny zavatra izay tsy takatry ny sain'olombelona.
# zavatra lehibe sy tsy takatry ny saina
Mampiasa teny mahaleoteana roa ny mpanoratra mifampitohy amin'ny "sy" ny mpanoratra eto mba ny fahalehibeazan'ny asan'Andriamanitra. DH: "Zava-dalina tokoa"
# zavatra mahatalanjona
"zava-mahagaga" na "fahagagana"