plt_tn/job/05/06.md

388 B

Satria ireo ady sarotra dia tsy mivoaka avy ao amin'ny tany; na ny fahoriana mitsimoka avy amin'ny tany

Ny ady sarotra sy ny fahoriana eto dia resahina toy ny hoe misy zavtra maniry.

ny olombelona dia teraka ho an'ny fahoriana, tahaka ny pitik'afo manidina miakatra

Voajanahary ho an'olombelona izany, rehefa teraka izy, dia manana fahoriana tahaka ny pitik'afo manidina miakatra.