# Satria ireo ady sarotra dia tsy mivoaka avy ao amin'ny tany; na ny fahoriana mitsimoka avy amin'ny tany Ny ady sarotra sy ny fahoriana eto dia resahina toy ny hoe misy zavtra maniry. # ny olombelona dia teraka ho an'ny fahoriana, tahaka ny pitik'afo manidina miakatra Voajanahary ho an'olombelona izany, rehefa teraka izy, dia manana fahoriana tahaka ny pitik'afo manidina miakatra.