forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
388 B
Markdown
8 lines
388 B
Markdown
|
# Satria ireo ady sarotra dia tsy mivoaka avy ao amin'ny tany; na ny fahoriana mitsimoka avy amin'ny tany
|
||
|
|
||
|
Ny ady sarotra sy ny fahoriana eto dia resahina toy ny hoe misy zavtra maniry.
|
||
|
|
||
|
# ny olombelona dia teraka ho an'ny fahoriana, tahaka ny pitik'afo manidina miakatra
|
||
|
|
||
|
Voajanahary ho an'olombelona izany, rehefa teraka izy, dia manana fahoriana tahaka ny pitik'afo manidina miakatra.
|