plt_tn/job/05/01.md

24 lines
818 B
Markdown

# Iza amin'ireo masina no hitodihanao?
Mametraka io fanontaniana io i Elifaza mba hanamarihana fa tsy nisy na iza na iza ahazon'i Joba fanampiana. DH: "Moa ve misy ilay azonao itodihana?" na "Tsy misy masina ahazoanao fanampiana."
# ireo masina
Io dia manondro ireo zavatra sasany mihoatra ny natoraly, na anjely na fanahy hafa.
# ny ketrina...olona adala
Io dia manondro ny olona kentrina sy ny olona adala.
# ny fialonana mamono ny ketrina
"Ny fialonana dia mamono izay manao zavatra tsy amim-pahalalana sy amim-pahataitairana"
# olona adala nahazo faka
Eto ny olona iray dia resahina toy ny hoe nisy zava-maniry, mety ho miha adala dia miha adala hatrany. DH: "Miha mafy orina amin'ny fahadalana hatrany ny olona adala"
# ny tokantranony
Io dia manondro ny ankohonan'ilay olona sy ireo fananany rehetra.