plt_tn/job/05/01.md

818 B

Iza amin'ireo masina no hitodihanao?

Mametraka io fanontaniana io i Elifaza mba hanamarihana fa tsy nisy na iza na iza ahazon'i Joba fanampiana. DH: "Moa ve misy ilay azonao itodihana?" na "Tsy misy masina ahazoanao fanampiana."

ireo masina

Io dia manondro ireo zavatra sasany mihoatra ny natoraly, na anjely na fanahy hafa.

ny ketrina...olona adala

Io dia manondro ny olona kentrina sy ny olona adala.

ny fialonana mamono ny ketrina

"Ny fialonana dia mamono izay manao zavatra tsy amim-pahalalana sy amim-pahataitairana"

olona adala nahazo faka

Eto ny olona iray dia resahina toy ny hoe nisy zava-maniry, mety ho miha adala dia miha adala hatrany. DH: "Miha mafy orina amin'ny fahadalana hatrany ny olona adala"

ny tokantranony

Io dia manondro ny ankohonan'ilay olona sy ireo fananany rehetra.