# Iza amin'ireo masina no hitodihanao? Mametraka io fanontaniana io i Elifaza mba hanamarihana fa tsy nisy na iza na iza ahazon'i Joba fanampiana. DH: "Moa ve misy ilay azonao itodihana?" na "Tsy misy masina ahazoanao fanampiana." # ireo masina Io dia manondro ireo zavatra sasany mihoatra ny natoraly, na anjely na fanahy hafa. # ny ketrina...olona adala Io dia manondro ny olona kentrina sy ny olona adala. # ny fialonana mamono ny ketrina "Ny fialonana dia mamono izay manao zavatra tsy amim-pahalalana sy amim-pahataitairana" # olona adala nahazo faka Eto ny olona iray dia resahina toy ny hoe nisy zava-maniry, mety ho miha adala dia miha adala hatrany. DH: "Miha mafy orina amin'ny fahadalana hatrany ny olona adala" # ny tokantranony Io dia manondro ny ankohonan'ilay olona sy ireo fananany rehetra.