plt_tn/job/04/20.md

20 lines
765 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny
Ireo andininy ireo dia manohy ireo fampitoviana nampiasaina farany, manamafy ny hevitry ny olona maty tampoka tsy nahatratra ny fahendrena sy miraharaha ny avy amin'ny hafa.
# Potehina eo anelanelan'ny maraina sy hariva izy ireo
Io dia manondro ny hevitry ny zavatra niseho haingana.
# potika izy ireo
Mety azo adika tso-drafitra ihany koa io. DH: "maty izy ireo"
# Tsy voaongotra tamin'izy ireo ve ny tadin'ny lain'izy ireo?
Azo atao tso-drafitra io. DH: "Moa ve tsy efa nongotan'ireo fahavalony ny teo amin'izy ireo ny tadin-dainy"
# ny tadin-dain'izy ireo
Ny "tadin-day" eto dia mampiseho lay. Matetika ny tranon'olona sy ny ankohonany dia oharina amin'ny lainy, izay azo lazaina ihany koa hoe ny fananany rehetra.